Jona 1:15 - Baiboly Katolika15 Dia noraisiny i Jônasy, natsipiny tany amin’ny ranomasina, ka nitony ny fisafoakan’ny ranomasina. Ary raiki-tahotra mafy an’i Iaveh ny olona, ka nanatitra sorona ho an’i Iaveh, sy raki-boady. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Dia nobatain’izy ireo i Jona ka natsipiny tany anatin’ny ranomasina; dia nitsahatra ny fisafoaky ny ranomasina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Dia nobatain’ireo i Jônà ka natsipiny tany anaty ranomasina, ary nijanona ny fisafoaky ny tafio-drivotra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Dia nobatain’ireo i Jônà ka natsipiny tany anaty ranomasina, ary nijanona ny fisafoaky ny tafio-drivotra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Dia nobetain’izy ireo Jona ka natsipiny tany anatin’ny ranomasina; ary dia nitsahatra ny fisafoaky ny ranomasina. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Dia nobetain'izy ireo Jona ka natsipiny tany anatin'ny ranomasina; ary dia nitsahatra ny fisafoaky ny ranomasina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Dia nobatain’izy ireo i Jona ka natsipiny tany anatin’ny ranomasina; dia nitsahatra ny fisafoaky ny ranomasina. Jereo ny toko |