Joela 4:19 - Baiboly Katolika19 I Ejipta kosa, hanjary tany lao, i Edôma ho efitra faharavana, noho ny fahasahiana namelezany ny taranak’i Jodà, fa nandatsaka ny ra tsy manan-tsiny teo amin’ny taniny izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Ho tonga tany lao kosa i Ejipta ary ho tany efitra foana i Edoma noho ny fampahoriana ny taranak’i Joda, dia ny nandatsahany ny ran’ny tsy manan-tsiny teo amin’ny taniny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Ho tonga tany lao i Ejipta ary ho taniefitra foana i Edôma noho ny herisetra nataony tamin’ny taranak’i Joda, dia ny nandatsahany ran’ny tsy manan-tsiny teo amin’izany tany izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Ho tonga tany lao i Ejipta ary ho taniefitra foana i Edôma noho ny herisetra nataony tamin’ny taranak’i Joda, dia ny nandatsahany ran’ny tsy manan-tsiny teo amin’izany tany izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Egypta kosa ho tonga tany lao, Ary Edoma ho efitra foana, Noho ny fampahoriana ny taranak’i Joda, Dia ny nandatsahany ra marina teo amin’ny taniny. Jereo ny toko |