Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joela 4:20 - Baiboly Katolika

20 Ary i Jodà, honenana mandrakizay, ary i Jerosalema koa mandritra ny taona mifandimby.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Fa honenana mandrakizay i Joda ary hatramin’ny taranaka fara aman-dimby i Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

20-21 Eny, hambarako ho tsy manan-keloka izy. Fa i Joda sy i Jerosalema dia honenana mandrakizay ary Izaho TOMPO kosa dia honina ao Tsiôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20-21 Eny, hambarako ho tsy manan-keloka izy. Fa i Joda sy i Jerosalema dia honenana mandrakizay ary Izaho TOMPO kosa dia honina ao Tsiôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Fa Joda honenana mandrakizay, Ary Jerosalema hatramin’ny taranaka fara mandimby.

Jereo ny toko dika mitovy




Joela 4:20
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra