Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joela 4:16 - Baiboly Katolika

16 Hierona avy ao Siôna i Iaveh, ary hampandre ny feony avy eo Jerosalema Izy; hihorohoro ny tany aman-danitra. Nefa i Iaveh no ho fialofana ho an’ny vahoakany, ho fiarovana ho an’ny zanak’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 NY TOMPO mierona avy ao Ziona ary mampikotroka ny feony ao Jerosalema ka mihorohoro ny tany aman-danitra; fa NY TOMPO no fialofan’ny olony sy fiarovana mafy ho an’ny Zanak’Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

16 Avy ao Tsiôna ny TOMPO no manerona, ary avy ao Jerosalema Izy no manandra-peo. Mihorohoro ny tany aman-danitra! Fa ny TOMPO no fialofan’ny vahoakany sy fiarovana ho an’ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Avy ao Tsiôna ny TOMPO no manerona, ary avy ao Jerosalema Izy no manandra-peo. Mihorohoro ny tany aman-danitra! Fa ny TOMPO no fialofan’ny vahoakany sy fiarovana ho an’ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Jehovah mierona ao Ziona, Ary mampikotroka ao Jerosalema, Ka hihorohoro ny tany aman-danitra; Fa Jehovah no fialofan’ny olony Sy fiarovana mafy ho an’ny Zanak’Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy




Joela 4:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra