Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joela 4:15 - Baiboly Katolika

15 Ny masoandro amam-bolana, nihamaizina, afaka amin’ny kintana ny famirapiratany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ho tonga maizina ny masoandro sy ny volana ary tsy hamirapiratra ny kintana.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Mihamaizina ny masoandro sy ny volana ary tsy mamiratra intsony ny kintana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Mihamaizina ny masoandro sy ny volana ary tsy mamiratra intsony ny kintana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ny masoandro sy ny volana ho tonga maizina, Ary ny kintana tsy hamirapiratra,

Jereo ny toko dika mitovy




Joela 4:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra