Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joela 4:14 - Baiboly Katolika

14 Vahoaka be, vahoaka be, ao amin’ny lohasahan’ny fanapahana!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 E izany vahoaka mireondreona ao amin’ny lohasahan’ny fitsarana! Fa efa antomotra ny Andron’NY TOMPO ao amin’ny lohasahan’ny fitsarana.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

14 Vahoaka tsy hita isa no tonga ao amin’ny lohasaha Fitsarana fa efa antomotra ny androm-pahatezeran’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Vahoaka tsy hita isa no tonga ao amin’ny lohasaha Fitsarana fa efa antomotra ny androm-pahatezeran’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 He izany vahoaka mireondreona ao amin’ny lohasaha fitsarana! Fa efa antomotra ny andron’i Jehovah ao amin’ny lohasaha fitsarana.

Jereo ny toko dika mitovy




Joela 4:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra