Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joela 4:13 - Baiboly Katolika

13 Raiso ny antsy fijinjàna fa masaka ny vary; avia hanosihosy fa feno ny famiazam-boaloboka, mihoatra ny barìka; satria be ny haratsian’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Arosoy ny antsimbary fa masaka ny vokatra; avia ianareo hanosihosy azy fa feno ny famiazam-boaloboka, mihoatra ny vata fanantazana: Be loatra ny faharatsiany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

13 Arosoy ny antsim-bary hijinjana azy toy ny fijinja ny vokatra masaka Avia ianareo hanosihosy azy toy ny fanosy ny voaloboka izay mameno ny famiazana. Mihoatra ny vata fanantazana azy ny divay; eny, be tokoa ny faharatsian’ireo olona ireo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Arosoy ny antsim-bary hijinjana azy toy ny fijinja ny vokatra masaka Avia ianareo hanosihosy azy toy ny fanosy ny voaloboka izay mameno ny famiazana. Mihoatra ny vata fanantazana azy ny divay; eny, be tokoa ny faharatsian’ireo olona ireo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Arosoy ny fijinjana, Fa masaka ny vokatra; Avia hianareo, ka manosihose, Fa feno ny famiazam-boaloboka, Mihoatra ny vata fanantazana, Fa be ny faharatsiany.

Jereo ny toko dika mitovy




Joela 4:13
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra