Joela 4:12 - Baiboly Katolika12 Aoka hitsangana ny firenena, ary aoka hitraka izy ho eny amin’ny lohasahan’i Jôsafata! Fa any no hipetrahako hitsara ny firenena rehetra manodidina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Aoka hifoha ny Jentilisa ka hiakatra ho ao amin’ny lohasahan’i Josafata; fa ao no hipetrahako hitsara ny Jentilisa rehetra avy eny manodidina eny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 «Aoka hiara-manainga ireo hafa firenena ka hiakatra ao amin’ny lohasaha atao hoe ‹ny TOMPO no mitsara›.» Eo Izaho TOMPO no hipetraka hitsara ny hafa firenena rehetra manodidina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 «Aoka hiara-manainga ireo hafa firenena ka hiakatra ao amin’ny lohasaha atao hoe ‹ny TOMPO no mitsara›.» Eo Izaho TOMPO no hipetraka hitsara ny hafa firenena rehetra manodidina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Hifoha ny jentilisa Ka hiakatra ho ao amin’ny Lohasahan’i Josafata; Fa ao no hipetrahako hitsara ny jentilisa rehetra avy eny manodidina eny. Jereo ny toko |