Joela 4:11 - Baiboly Katolika11 Faingàna ianareo, tongava avokoa ianareo firenena manodidina rehetra, ka mivoria. Iaveh ô, ento midina ao ny maherinao! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Avia haingana, ianareo Jentilisa rehetra avy eny manodidina eny, dia ento midina ao ny maherinao, RY TOMPO ô! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Tongava faingana ianareo rehetra any amin’ny firenena manodidina any ka mivoria ao amin’io lohasaha io.» Ampidino ao, TOMPO ô, ireo maherinao mba hamely azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Tongava faingana ianareo rehetra any amin’ny firenena manodidina any ka mivoria ao amin’io lohasaha io.» Ampidino ao, TOMPO ô, ireo maherinao mba hamely azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Avia faingana, hianareo jentilisa rehetra avy eny manodidina eny, Dia ento midina ao ny maherinao, Jehovah ô. Jereo ny toko |