Joela 4:10 - Baiboly Katolika10 Manaova sabatra amin’ny angadinareo; sy lefona amin’ny antsinareo; aoka ny osa hilaza hoe: olo-mahery fo aho! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Tefeo ho sabatra ny angadinareo, ary ho lefona ny antsinareo fanetezam-boaloboka! Aoka izay kelikely aina hihiaka hoe: Mahery aho! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Tefeo ho sabatra ny lelan’angadinombinareo ary ho lefona ny antsim-barinareo; aoka na dia ny osa aza mba hihiaka hoe: ‹Mahery aho›. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Tefeo ho sabatra ny lelan’angadinombinareo ary ho lefona ny antsim-barinareo; aoka na dia ny osa aza mba hihiaka hoe: ‹Mahery aho›. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Tefeo ho sabatra ny fangadinareo, Ary ho lefona ny antsinareo fanetezam-boaloboka; Aoka izay kelikely aina hihiaka hoe: Mahery aho! Jereo ny toko |