Joba 26:3 - Baiboly Katolika3 Endrey izato fanoronao ny tsy mahalala, sy izato habetsahan’ny fahendrena asehonao! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Mahay manolotsaina ny tsy hendry ianao ary mampahafantatra fahendrena betsaka! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Endrey ny fahaizanao manolo-tsaina sy mizara fahendrena mitafotafo amin’ny adala toy ny tenako izao! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Endrey ny fahaizanao manolo-tsaina sy mizara fahendrena mitafotafo amin’ny adala toy ny tenako izao! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary nanolo-tsaina ny tsy hendry Sy nampahafantatra izay fahendrena betsaka! Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary nanolo-tsaina ny tsy hendry sy nampahafantatra izay fahendrena betsaka! Jereo ny toko |