Joba 26:4 - Baiboly Katolika4 Iza moa no ilazanao teny? ary avy amin’iza ny fanahy mivoaka ny vavanao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Iza anefa no andaharanao teny? Ary avy amin’iza ny fanahiny izay mivoaka avy aminao? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Fa iza moa no nampandahatra anao ireo teninao ireo? Ary fanahin’iza no nampivolana anao toy izany? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Fa iza moa no nampandahatra anao ireo teninao ireo? Ary fanahin’iza no nampivolana anao toy izany? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Iza no nandaharanao teny? Ary fanahin’izay no nivoaka avy tao aminao? Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Iza no nandaharanao teny? Ary fanahin'izay no nivoaka avy tao aminao? Jereo ny toko |