Jeremia 50:40 - Baiboly Katolika40 Toy ny tamin’ny nandravan’Andriamanitra an’i Sôdôma sy i Gômôra, mbamin’ireo tanàna manodidina azy, - teny marin’i Iaveh, - no tsy hisian’olona monina eo; ny zanak’olombelona tsy hitoetra eo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201140 Toy ny nandravan’Andriamanitra an’i Sodoma sy i Gomora mbamin’ny tanàna eny akaikiny, hoy NY TOMPO, no tsy hisian’ny olona honina any, na zanak’olombelona hivahiny any intsony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA40 Tahaka ny nandravako an’i Sôdôma sy i Gômôra, mbamin’ireo tanàna teny akaikiny, no hataoko amin’i Babilôna, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO, ka tsy hisy olona honina na hivahiny any intsony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 Tahaka ny nandravako an’i Sôdôma sy i Gômôra, mbamin’ireo tanàna teny akaikiny, no hataoko amin’i Babilôna, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO, ka tsy hisy olona honina na hivahiny any intsony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy40 Toy ny nandravan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora Mbamin’ny tanàna eny akaikiny, hoy Jehovah, No tsy hisian’olona honina any Na zanak’olombelona hivahiny any. Jereo ny tokoMalagasy Bible40 Toy ny nandravan'Andriamanitra an'i Sodoma sy Gomora mbamin'ny tanàna eny akaikiny, hoy Jehovah, no tsy hisian'olona honina any na zanak'olombelona hivahiny any. Jereo ny toko |
Ka noho izany dia velona Aho, - teny marin’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: - i Moaba hanahaka an’i Sôdôma; ary ny taranak’i Amôna ho tahaka an’i Gômôra: fitoerana nafoy ho an’ny amiana sy tany ihadian-tsira, ho efitra mandrakizay. Izay sisa amin’ny vahoakako hamabo azy, ary izay tavela amin’ny fireneko no hahazo azy ho lovany.