Jeremia 50:39 - Baiboly Katolika39 Koa ny biby any an’efitra aman’amboadia no honina eo, ny ostritsa no hiorim-ponenana eo; fa ny olona tsy hisy honina eo intsony mandrakizay; tsy hisy mponina intsony eo, amin’ny taona mifandimby. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201139 Koa ny bibidia any an-tany efitra sy ny kary ary ny aotirisy no honina ao; tsy honenana intsony izany mandrakizay ary tsy hitoerana hatramin’ny taranaka fara aman-dimby. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA39 Noho izany dia ny kary sy ny amboadia no honina ao Babilôna; ary ny vorombe koa no hipetraka ao. Fa tsy honenana intsony izy mandrakizay ary tsy hitoerana hatramin’ny taranaka mifandimby. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara39 Noho izany dia ny kary sy ny amboadia no honina ao Babilôna; ary ny vorombe koa no hipetraka ao. Fa tsy honenana intsony izy mandrakizay ary tsy hitoerana hatramin’ny taranaka mifandimby. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy39 Koa ny bibi-dia any an-efitra sy ny kary Sy ny ostritsa no honina ao; Tsy honenana intsony mandrakizay izy Ary tsy hitoerana hatramin’ny taranaka fara-mandimby. Jereo ny tokoMalagasy Bible39 Koa ny bibi-dia any an-efitra sy ny kary sy ny ostritsa no honina ao; Tsy honenana intsony mandrakizay izy ary tsy hitoerana hatramin'ny taranaka fara-mandimby. Jereo ny toko |