Jeremia 50:41 - Baiboly Katolika41 Indro misy firenena avy any avaratra; firenena lehibe, omba-mpanjaka maro, no mitsangana avy any amin’ny faran’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201141 Indro, misy firenena avy any avaratra, dia firenena lehibe sy mpanjaka maro izay mitsangana avy any amin’ny faran’ny tany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA41 Indro misy vahoaka tonga avy any avaratra dia firenen-dehibe iray; ary mpanjaka mahery no miainga avy any am-paran’ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara41 Indro misy vahoaka tonga avy any avaratra dia firenen-dehibe iray; ary mpanjaka mahery no miainga avy any am-paran’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy41 Indro, misy firenena avy any avaratra, Dia firenena lehibe sy mpanjaka maro no mitsangana avy any amin’ny faran’ny tany. Jereo ny tokoMalagasy Bible41 Indro, misy firenena avy any avaratra, dia firenena lehibe sy mpanjaka maro no mitsangana avy any amin'ny faran'ny tany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache41 Indro, misy firenena avy any avaratra, dia firenena lehibe sy mpanjaka maro izay mitsangana avy any amin’ny faran’ny tany. Jereo ny toko |