Jeremia 41:13 - Baiboly Katolika13 Faly ireo vahoaka rehetra teo amin’i Ismaely, nony nahita an’i Johanàna zanak’i Karea, mbamin’ny mpifehy miaramila rehetra niaraka taminy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Ary ny olona rehetra izay tao amin’Ismaela, nony nahita an’i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy, dia faly. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Nony nahita an’i Jôhanàna sy ireo lehiben’ny andia-miaramila niaraka taminy ny olona rehetra teo amin’i Jismahela, dia faly. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Nony nahita an’i Jôhanàna sy ireo lehiben’ny andia-miaramila niaraka taminy ny olona rehetra teo amin’i Jismahela, dia faly. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary ny olona rehetra izay tao amin’Isimaela, nony nahita an’i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy, dia faly. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary ny olona rehetra izay tao amin'Isimaela, nony nahita an'i Johanana, zanak'i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy, dia faly. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Ary ny olona rehetra izay tao amin’Ismaela, nony nahita an’i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy, dia faly. Jereo ny toko |