Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 41:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Nony nahita an’i Jôhanàna sy ireo lehiben’ny andia-miaramila niaraka taminy ny olona rehetra teo amin’i Jismahela, dia faly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ary ny olona rehetra izay tao amin’Ismaela, nony nahita an’i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy, dia faly.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Nony nahita an’i Jôhanàna sy ireo lehiben’ny andia-miaramila niaraka taminy ny olona rehetra teo amin’i Jismahela, dia faly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Faly ireo vahoaka rehetra teo amin’i Ismaely, nony nahita an’i Johanàna zanak’i Karea, mbamin’ny mpifehy miaramila rehetra niaraka taminy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary ny olona rehetra izay tao amin’Isimaela, nony nahita an’i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy, dia faly.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary ny olona rehetra izay tao amin'Isimaela, nony nahita an'i Johanana, zanak'i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy, dia faly.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 41:13
2 Rohy Ifampitohizana  

Koa nanangona ny miaramilany rehetra izy ary niainga hanafika an’i Jismahela, ka nahatratra azy teo akaikin’ny farihin’i Gibehôna.


Ary ny olona rehetra izay nentin’i Jismahela ho babo avy tao Mitsepà dia niverina ilalana ka nanatona an’i Jôhanàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra