Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 41:14 - Baiboly Katolika

14 ka niverina nandeha nikambana tamin’i Johanàna zanak’i Karea, avokoa ny vahoaka rehetra nentin’i Ismaely ho babo avy any Masfà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ary ny olona rehetra izay noentin’Ismaela ho babo avy tany Mizpa dia nitodika ka niverina nanatona an’i Johanana, zanak’i Karea.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

14 Ary ny olona rehetra izay nentin’i Jismahela ho babo avy tao Mitsepà dia niverina ilalana ka nanatona an’i Jôhanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Ary ny olona rehetra izay nentin’i Jismahela ho babo avy tao Mitsepà dia niverina ilalana ka nanatona an’i Jôhanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary ny olona rehetra izay nentin’Isimaela ho babo avy tany Mizpa dia nitodika ka niverina nanatona an’i Johanana, zanak’i Karea.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary ny olona rehetra izay nentin'Isimaela ho babo avy tany Mizpa dia nitodika ka niverina nanatona an'i Johanana, zanak'i Karea.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Ary ny olona rehetra izay noentin’Ismaela ho babo avy tany Mizpa dia nitodika ka niverina nanatona an’i Johanana, zanak’i Karea.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 41:14
3 Rohy Ifampitohizana  

Faly ireo vahoaka rehetra teo amin’i Ismaely, nony nahita an’i Johanàna zanak’i Karea, mbamin’ny mpifehy miaramila rehetra niaraka taminy,


Fa i Ismaely zanak’i Nataniasa no afa-nandositra teo anatrehan’i Johanàna ka nankany amin’ny taranak’i Amôna, nomban’ny olona valo lahy.


amin’ny Kananeanina atsinanana sy andrefana, amin’ny Amôreana, ny Heteanina, ny Ferezeanina, ny Jeboseanina, any an-tendrombohitra, ary amin’ny Heveanina any ambodin’i Hermôna, dia any amin’ny tany Masfà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra