Jeremia 36:11 - Baiboly Katolika11 Nandre ny tenin’i Iaveh rehetra, tao amin’ny boky, i Mikea zanak’i Gamariasa zanak’i Safàna; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Nony ren’i Mika, zanak’i Gemaria, zanak’i Safana, ny tenin’NY TOMPO rehetra tamin’ny boky, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Nony avy nandre ny tenin’ny TOMPO rehetra izay novakin’i Baròka tao amin’ny horonan-taratasy i Mikaià, zanakalahin’i Gemarià sy zafikelin’i Safàna, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Nony avy nandre ny tenin’ny TOMPO rehetra izay novakin’i Baròka tao amin’ny horonan-taratasy i Mikaià, zanakalahin’i Gemarià sy zafikelin’i Safàna, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary nony ren’i Mikaia, zanak’i Gemaria, zanak’i Safana, ny tenin’i Jehovah rehetra tamin’ny boky, Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary nony ren'i Mikaia, zanak'i Gemaria, zanak'i Safana, ny tenin'i Jehovah rehetra tamin'ny boky, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Nony ren’i Mika, zanak’i Gemaria, zanak’i Safana, ny tenin’NY TOMPO rehetra tamin’ny boky, Jereo ny toko |