Jeremia 35:10 - Baiboly Katolika10 ary mitoetra an-day izahay, manaiky izahay, ary ny ataonay rehetra dia araka izay nandidian’i Jônadaba razanay, anay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 fa efa nitoetra an-day izahay araka izay rehetra nanafaran’i Jonadaba razanay anay. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 fa mipetraka an-day. Koa ankatoavinay sy arahinay izay rehetra nanafaran’i Jônadaba razanay anay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 fa mipetraka an-day. Koa ankatoavinay sy arahinay izay rehetra nanafaran’i Jônadaba razanay anay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 fa efa nitoetra an-day izahay araka izay rehetra nanafaran’i Jonadaba razanay anay. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 fa efa nitoetra an-day izahay araka izay rehetra nanafaran'i Jonadaba razanay anay. Jereo ny toko |