Jeremia 35:9 - Baiboly Katolika9 tsy manao trano hitoerana izahay; tsy manan-tanimboaloboka, na saha, na tany voafafy, izahay; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 ary tsy hanao trano hitoeranay, na hanana tanimboly, na saha, na voan-javatra famafy izahay; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Tsy manao trano hipetrahanay izahay na manana tanimboaloboka na saha voavoly, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Tsy manao trano hipetrahanay izahay na manana tanimboaloboka na saha voavoly, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 ary tsy hanao trano hitoeranay, na hanana tanimboly, na saha, na voan-javatra izahay; Jereo ny tokoMalagasy Bible9 ary tsy hanao trano hitoeranay, na hanana tanimboly, na saha, na voan-javatra izahay; Jereo ny toko |