Jeremia 27:19 - Baiboly Katolika19 Satria izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, ny amin’ireo andry, ranomasina, fototra mbamin’ny fanaka sisa tafajanona amin’ity tanàna ity, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Fa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, ny amin’ny andry sy ny koveta sy ny fitoerana koveta ary ny amin’ny fanaka hafa izay mbola sisa amin’ity tanàna ity, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Fa manan-kolazaina ny TOMPOn’izao rehetra izao momba ireo andry sy ilay fitobian-drano goavana ary ireo kovetabe misy tongony mbamin’ireo fanaka hafa mbola eto Jerosalema. ( Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Fa manan-kolazaina ny TOMPOn’izao rehetra izao momba ireo andry sy ilay fitobian-drano goavana ary ireo kovetabe misy tongony mbamin’ireo fanaka hafa mbola eto Jerosalema. ( Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Fa izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro, ny amin’ny andry sy ny tavin-drano lehibe sy ny fitoeran-tavin-drano ary ny amin’ny fanaka hafa izay mbola sisa amin’ity tanàna ity, Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Fa izao ny lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, ny amin'ny andry sy ny tavin-drano lehibe sy ny fitoeran-tavin-drano ary ny amin'ny fanaka hafa izay mbola sisa amin'ity tanàna ity, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Fa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, ny amin’ny andry sy ny koveta sy ny fitoerana koveta ary ny amin’ny fanaka hafa izay mbola sisa amin’ity tanàna ity, Jereo ny toko |