Jeremia 27:20 - Baiboly Katolika20 izay tsy nalain’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, fony izy nitondra ho babo, an’i Jekôniasa zanak’i Jôakima, mpanjakan’i Jodà, mbamin’ny lehiben’i Jodà sy i Jerosalema rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 dia izay tsy nalain’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, fony izy nitondra an’i Jekonia, zanak’i Joiakima, mpanjakan’ny Joda, ho babo avy teto Jerosalema ho any Babilona, mbamin’ny manankaja rehetra amin’ny Joda sy Jerosalema, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 I Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna manko tsy mbola nitondra ireo fitaovana ireo avy tao Jerosalema hankany Babilôna fony izy nitondra an’i Jekonià, zanakalahin’i Joîakima sady mpanjakan’i Joda sy ireo olo-manankaja rehetra avy eto Joda sy i Jerosalema.) Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 I Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna manko tsy mbola nitondra ireo fitaovana ireo avy tao Jerosalema hankany Babilôna fony izy nitondra an’i Jekonià, zanakalahin’i Joîakima sady mpanjakan’i Joda sy ireo olo-manankaja rehetra avy eto Joda sy i Jerosalema.) Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 dia izay tsy nalain’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babylona, fony izy nitondra an’i Jekonia, zanak’i Joiakima, mpanjakan’ny Joda, ho babo avy tany Jerosalema ho any Babylona, mbamin’ny manan-kaja rehetra amin’ny Joda sy Jerosalema,– Jereo ny tokoMalagasy Bible20 dia izay tsy nalain'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona, fony izy nitondra an'i Jekonia, zanak'i Joiakima, mpanjakan'ny Joda, ho babo avy tany Jerosalema ho any Babylona, mbamin'ny manan-kaja rehetra amin'ny Joda sy Jerosalema, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 dia izay tsy nalain’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, fony izy nitondra an’i Jekonia, zanak’i Joiakima, mpanjakan’ny Joda, ho babo avy teto Jerosalema ho any Babilona, mbamin’ny manankaja rehetra amin’ny Joda sy Jerosalema, Jereo ny toko |
Nampitazanin’i Iaveh aho, ka indreto aviavy roa harona voapetraka teo anoloan’ny Tempolin’i Iaveh; ny nahatongavan’izany, dia taorian’ny nitondran’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, an’i Jekôniasa zanak’i Jôakima, mpanjakan’i Jodà, ny lehiben’i Jodà, ny mpandrafitra ama-mpanefy vy, avy ao Jerosalema ho babo any Babilôna.