Jeremia 25:18 - Baiboly Katolika18 ny mpanjakany, ny lehibeny, mba hanao azy ho tany manirery, ho tany rava, ho zavatra fandatsa, fanozonana, araka izao hita anio izao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 dia Jerosalema, ny tanànan’ny Joda, ny mpanjakany ary ny mpanapaka, mba hahatonga azy ho tany lao sy ho figagana, ho zavatra mampisitrisitra ary fanozonana tahaka ny amin’izao anio izao; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 I Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda mbamin’ireo mpanjaka sy mpanapaka teo aminy no nanombohako izany mba hahatonga ireo toerana ireo ho rava ka hampahonena sy hampivarahontsana ary ho tonga oha-panozonana, araka izao toe-javatra ankehitriny izao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 I Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda mbamin’ireo mpanjaka sy mpanapaka teo aminy no nanombohako izany mba hahatonga ireo toerana ireo ho rava ka hampahonena sy hampivarahontsana ary ho tonga oha-panozonana, araka izao toe-javatra ankehitriny izao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 dia Jerosalema sy ny tanànan’ny Joda sy ny mpanjakany ary ny mpanapaka, mba hanao azy ho tany lao sy ho figagana sy zavatra mampisitrisitra ary fanozonana tahaka ny amin’izao anio izao; Jereo ny tokoMalagasy Bible18 dia Jerosalema sy ny tanànan'ny Joda sy ny mpanjakany ary ny mpanapaka, mba hanao azy ho tany lao sy ho figagana sy zavatra mampisitrisitra ary fanozonana tahaka ny amin'izao anio izao; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 dia Jerosalema, ny tanànan’ny Joda, ny mpanjakany ary ny mpanapaka, mba hahatonga azy ho tany lao sy ho figagana, ho zavatra mampisitrisitra ary fanozonana tahaka ny amin’izao anio izao; Jereo ny toko |
noho ianao natahotra sy nanetry tena teo anatrehan’i Iaveh, tamin’ny nandrenesanao izay tononiko hanjò ity fitoerana ity sy ny mponina ao aminy, fa hoe ho tonga fitairana sy fanozona izy, ary noho ianao nandriatra ny fitafianao sy nitomany teo anatrehako, dia efa nihaino anao kosa Aho. - teny marin’i Iaveh:
dia indro ampanalaiko ny foko rehetra any avaratra, - teny marin’i Iaveh, - hoentiko amin’i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna, mpanompoko; ary hataoko tonga izy ireo hamely an’ity tany ity mbamin’ny mponina eo aminy sy ny firenena rehetra amin’ny manodidina, ka hataoko anatema izy, hataoko tany lao, zavatra fandatsa, ary rava mandrakizay.