Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 25:19 - Baiboly Katolika

19 I Faraôna mpanjakan’i Ejipta, ny mpanompony, ny mpanapaka mbamin’ny vahoakany rehetra,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 i Farao, mpanjakan’i Ejipta, ny mpanompony, ny mpanapaka mbamin’ny vahoakany rehetra;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

19 Dia tonga ny anjaran’ny firenen-kafa: –Ny Farao mpanjakan’i Ejipta sy ireo tandapany ary ny mpifehiny mbamin’ny vahoakany rehetra,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Dia tonga ny anjaran’ny firenen-kafa: –Ny Farao mpanjakan’i Ejipta sy ireo tandapany ary ny mpifehiny mbamin’ny vahoakany rehetra,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 ary Farao, mpanjakan’i Egypta, sy ny mpanompony sy ny mpanapaka mbamin’ny vahoakany rehetra,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 ary Farao, mpanjakan'i Egypta, sy ny mpanompony sy ny mpanapaka mbamin'ny vahoakany rehetra,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 i Farao, mpanjakan’i Ejipta, ny mpanompony, ny mpanapaka mbamin’ny vahoakany rehetra;

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 25:19
7 Rohy Ifampitohizana  

Handrehitra afo ao amin’ny tranon’ireo andriamanitr’i Ejipta Aho, ka hodorana izany, ary hoentiny babo ireo andriamanitra ireo; ary hihodidinany hoatra ny hihodidinan’ny mpiandry ondry ny lambany ny tany Ejipta, vao hiala eo amim-piadanana izy.


Ireo tsangam-bato ao an-tranon’ny Masoandro, eo amin’ny tany Ejipta, hotorotoroina, ary ireo tranon’ny andriamanitr’i Ejipta hodorana.»


Ny amin’i Ejipta. Teny mamely ny tafik’i Nekô Faraôna mpanjakan’i Ejipta, teo amoron’ny ony Eofrata, tao Karkemisa, izay resin’i Nabokodonozora. mpanjakan’i Babilôna, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Jôakima, zanak’i Josiasa, mpanjakan’i Jodà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra