Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 25:17 - Baiboly Katolika

17 Noraisiko ny kapoaka teny an-tanan’i Iaveh, nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Iaveh ahy, dia i Jerosalema mbamin’ny tanànan’i Jodà,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Dia noraisiko ny kapoaka teny an-tanan’NY TOMPO ka nampisotroiko ny firenena rehetra izay nanirahan’NY TOMPO ahy,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

17 Dia noraisiko ny tsangambava izay teny an-tanan’ny TOMPO, ary nampisotroiko ny firenena rehetra izay nanirahan’ny TOMPO ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Dia noraisiko ny tsangambava izay teny an-tanan’ny TOMPO, ary nampisotroiko ny firenena rehetra izay nanirahan’ny TOMPO ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Dia noraisiko ny kapoaka teny an-tànan’i Jehovah, ka nampisotroako ny firenena rehetra izay nanirahan’i Jehovah ahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Dia noraisiko ny kapoaka teny an-tànan'i Jehovah, ka nampisotroako ny firenena rehetra izay nanirahan'i Jehovah ahy,

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 25:17
9 Rohy Ifampitohizana  

ary indro aho anio manendry anao, ho eo amin’ny firenena amam-panjakana, hanongotra sy hanjera, hamery sy handrava, hamboly sy hanorina.»


Ary raha mandà tsy handray ny kapoaka eny an-tananao hosotroiny izy ireo, lazao aminy hoe: «Izao no tenin’i Iaveh: Hisotro ianareo!


dia indro ampanalaiko ny foko rehetra any avaratra, - teny marin’i Iaveh, - hoentiko amin’i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna, mpanompoko; ary hataoko tonga izy ireo hamely an’ity tany ity mbamin’ny mponina eo aminy sy ny firenena rehetra amin’ny manodidina, ka hataoko anatema izy, hataoko tany lao, zavatra fandatsa, ary rava mandrakizay.


Dia ampanatero izany ho any amin’ny mpanjakan’i Edôma, ny mpanjakan’i Moaba, ny mpanjakan’ny taranak’i Amôna, ny mpanjakan’i Tira, ary ny mpanjakan’i Sidona, amin’ny alalan’ireo iraka izay tonga tatỳ Jerosalema ho any amin’i Sedesiasa, mpanjakan’i Jodà:


Ry zanak’olona, atodiho mankany amin’i Faraôna mpanjakan’i Ejipta ny tavanao, ka maminania ny aminy sy ny amin’i Ejipta manontolo.


Nosokafako ny vavako dia nafahany ahy io taratasy io;


Ny tarehin-javatra hitako, dia tahaka ilay tarehin-javatra hitako no fijery azy, fony aho tonga handrava ny tanàna; sady nanahaka ny tarehin’ilay zavatra hitako teo amoron’ny ony Kobara ihany koa, no fijery azy, ka nitrosona nihohoka aho.


Henatra no nivokisanao fa tsy voninahitra; misotroa koa ianao, ka asehoy ny tsy mahavoafora anao; havadika hirotsaka aminao ny kapoaka ao an-tanana ankavanan’i Iaveh; ho sarona fahafaham-baraka ny voninahitrao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra