Jeremia 23:40 - Baiboly Katolika40 ary ataoko tonga aminareo ny fahafaham-baraka mandrakizay, ny henatra mandrakizay, izay tsy hohadinoina na oviana na oviana.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201140 ary hataoko mihatra aminareo ny fahafaham-baraka mandrakizay sy ny henatra mandrakizay izay tsy hohadinoina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA40 Hatolotro ho amin’ny henatra sy ny fahafaham-baràka tsy hohadinoina mandrakizay ianareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 Hatolotro ho amin’ny henatra sy ny fahafaham-baràka tsy hohadinoina mandrakizay ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy40 Ary hataoko mihatra aminareo ny fahafaham-baraka mandrakizay Sy ny fahamenarana mandrakizay izay tsy hohadinoina. Jereo ny tokoMalagasy Bible40 Ary hataoko mihatra aminareo ny fahafaham-baraka mandrakizay sy ny fahamenarana mandrakizay izay tsy hohadinoina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache40 ary hataoko mihatra aminareo ny fahafaham-baraka mandrakizay sy ny henatra mandrakizay izay tsy hohadinoina. Jereo ny toko |
Fa izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Toy ny niantefan’ny fahatezerako amam-pahavinirako tamin’ny mponina tao Jerosalema, no hiantefan’ny fahatezerako aminareo, nony tafiditra any Ejipta ianareo, ka dia ho fisahato, fitalanjonana, fanozona ary fandàtsan’ny olona ianareo sady tsy hahita ity tany ity intsony.