Jakoba 3:3 - Baiboly Katolika3 Raha te hitondra ny soavaly isika, ny vavany no asiantsika lamboridy, dia zakantsika mbamin’ny tenany manontolo koa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Raha asiantsika lamboridy amin’ny vavan’ny soavaly mba hanarahany antsika dia mitondra ny tenany manontolo isika. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Asiantsika lamboridy ny vavan-tsoavaly mba hanoavan’ny soavaly antsika; ary dia voataritsika ny tenany manontolo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Asiantsika lamboridy ny vavan-tsoavaly mba hanoavan’ny soavaly antsika; ary dia voataritsika ny tenany manontolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary raha asiantsika lamboridy amin’ny vavan’ny soavaly mba hanarahany antsika, dia mitondra ny tenany rehetra isika. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary raha asiantsika lamboridy amin'ny vavan'ny soavaly mba hanarahany antsika, dia mitondra ny tenany rehetra isika. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Raha asiantsika lamboridy amin’ny vavan’ny soavaly mba hanarahany antsika dia mitondra ny tenany manontolo isika. Jereo ny toko |