Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jakoba 3:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Asiantsika lamboridy ny vavan-tsoavaly mba hanoavan’ny soavaly antsika; ary dia voataritsika ny tenany manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Raha asiantsika lamboridy amin’ny vavan’ny soavaly mba hanarahany antsika dia mitondra ny tenany manontolo isika.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Asiantsika lamboridy ny vavan-tsoavaly mba hanoavan’ny soavaly antsika; ary dia voataritsika ny tenany manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Raha te hitondra ny soavaly isika, ny vavany no asiantsika lamboridy, dia zakantsika mbamin’ny tenany manontolo koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary raha asiantsika lamboridy amin’ny vavan’ny soavaly mba hanarahany antsika, dia mitondra ny tenany rehetra isika.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary raha asiantsika lamboridy amin'ny vavan'ny soavaly mba hanarahany antsika, dia mitondra ny tenany rehetra isika.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Raha asiantsika lamboridy amin’ny vavan’ny soavaly mba hanarahany antsika dia mitondra ny tenany manontolo isika.

Jereo ny toko dika mitovy




Jakoba 3:3
7 Rohy Ifampitohizana  

Eny, efa tezitra nisafoaka tamiko tokoa ianao ary efa tafakatra an-tsofiko ny fireharehànao. Koa hasiako farango ny oronao ary hasiako lamboridy ny vavanao, dia hampivereniko lalana any an-taninao ianao amin’izay lalana niavianao ihany.


Mampirehitra arina ny fofonainy, satria lelafo no avoaky ny vavany.


aoka ianao tsy ho ketrina toa soavaly na ampondra izay vy sy lamboridy no ihazonan’olona azy; dia tsy hisy zava-doza hihatra aminao.»


Tao amin’ny tahirin-kiran’i Jedotòna, filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida.


Eny, efa tezitra nisafoaka tamiko tokoa ianao ary efa tafakatra an-tsofiko ny fireharehànao; koa hasiako farango ny oronao ary hasiako lamboridy ny vavanao, dia hampivereniko any an-taninao ianao amin’izay lalana niavianao ihany.


Raha misy manao ny tenany ho mpivavaka saingy tsy mahafehy ny lelany, dia mamita-tena ka zava-poana ny fivavahan’izany olona izany.


Jereo koa ny sambo: na lehibe aza ireny ka entin’ny rivotra mahery, dia voatariky ny fanamory kely hankany amin’izay itiavan’ny mpanamory hitondrana azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra