Isaia 64:9 - Baiboly Katolika9 Ireo tanàna masina, tonga efitra; i Siôna zary efitra, i Jerosalema, tany maty. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Tonga tany efitra ireo tanànanao masina; eny, tonga tany efitra i Ziona ary lao i Jerosalema. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Tonga aolo ireo tanànanao masina, tonga taniefitra i Tsiôna ary tonga lao i Jerosalema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Tonga aolo ireo tanànanao masina, tonga taniefitra i Tsiôna ary tonga lao i Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Tonga efitra ireo tanànanao masina, Eny, tany lavavolo Ziona, Ary efa lao Jerosalema. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Tonga efitra ireo tanànanao masina, Eny, tany lavavolo Ziona, ary efa lao Jerosalema. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Tonga tany efitra ireo tanànanao masina; eny, tonga tany efitra i Ziona* ary lao i Jerosalema. Jereo ny toko |