Isaia 64:10 - Baiboly Katolika10 Ny tranonay masina sy be voninahitra, izay nankalazan’ny razanay ny fiderana Anao, efa nodoran’ny afo, ary ny zavatra maminay rava avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ny tranonay masina sady mendrika, izay nideran’ny razanay Anao, dia voadoron’ny afo, ary rava ny zavatray sarobidy rehetra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Ny tempoly masina sady mamirapiratra izay nanaovan’ny razanay hira fiderana Anao dia kilan’ny afo, ary ny zava-drehetra maminay indrindra dia rava avokoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ny tempoly masina sady mamirapiratra izay nanaovan’ny razanay hira fiderana Anao dia kilan’ny afo, ary ny zava-drehetra maminay indrindra dia rava avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ny tranonay masina sady mendrika, Izay nideran’ny razanay Anao, Dia voadotry ny afo, Ary rava ny zavatray mahafinaritra rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ny tranonay masina sady mendrika, Izay nideran'ny razanay Anao, dia voadotry ny afo, ary rava ny zavatray mahafinaritra rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Ny tranonay masina sady mendrika, izay nideran’ny razanay Anao, dia voadoron’ny afo, ary rava ny zavatray sarobidy rehetra. Jereo ny toko |