Isaia 64:11 - Baiboly Katolika11 Ka dia mbola hahatsindry fo ihany va Ianao amin’izany rehetra izany, ry Iaveh? Mbola hangina ihany va Ianao sy hampijaly anay mafy indrindra? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Koa mbola mahatsindry fo amin’izany zavatra izany ihany va Ianao, TOMPO ô? Hangina va Ianao ka hampahory anay mafy loatra? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Eo anoloan’ireo fahavoazana rehetra ireo, dia tsy hiraika aminay ve Ianao, TOMPO ô? Mbola hangina ihany ve Ianao ka hampahory anay mafy loatra? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Eo anoloan’ireo fahavoazana rehetra ireo, dia tsy hiraika aminay ve Ianao, TOMPO ô? Mbola hangina ihany ve Ianao ka hampahory anay mafy loatra? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary mbola mahatsindry fo amin’izany zavatra izany ihany va Hianao, Jehovah ô? Hangina va Hianao ka hampahory anay mafy loatra? Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary mbola mahatsindry fo amin'izany zavatra izany ihany va Hianao, Jehovah ô? Hangina va Hianao ka hampahory anay mafy loatra? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Koa mbola mahatsindry fo amin’izany zavatra izany ihany va Ianao, TOMPO ô? Hangina va Ianao ka hampahory anay mafy loatra? Jereo ny toko |
Ny mpisorona nitsangana tamin’ny fitoerany avy, mbamin’ny Levita koa nitondra ny zava-manenon’i Iaveh izay nataon’i Davida mpanjaka hiderana an’i Iaveh hoe: Fa maharitra mandrakizay ny famindram-pony, raha mankalaza an’i Iaveh tamin’ny alalan’izy ireo izy. Nitsoka trômpetra tandrifin’ireo, ny mpisorona, ary tafatsangana i Israely rehetra.