Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 4:6 - Baiboly Katolika

6 fa hisy lay mba hanalokaloka, amin’ny fidaindainan’ny andro, ary ho fandosirana sy fialofana, amin’ny ranonoram-baratra sy ny ranonorana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Hisy tranolay ho fialokalofana amin’ny hainandro raha antoandro sady ho fialofana sy fierena amin’ny tafio-drivotra sy ny ranonorana.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

6 ho toy ny tranotomboka hanalokaloka amin’ny hainandro ary hialofana sy hierena amin’ny tafio-drivotra sy ny ranonorana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 ho toy ny tranotomboka hanalokaloka amin’ny hainandro ary hialofana sy hierena amin’ny tafio-drivotra sy ny ranonorana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ka hisy trano-lay ho fialokalofana amin’ny hainandro raha antoandro Ary ho fialofana sy fierena amin’ny tafio-drivotra sy ny ranonorana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ka hisy trano-lay ho fialokalofana amin'ny hainandro raha antoandro Ary ho fialofana sy fierena amin'ny tafio-drivotra sy ny ranonorana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Hisy tranolay ho fialokalofana amin’ny hainandro raha antoandro sady ho fialofana sy fierena amin’ny tafio-drivotra sy ny ranonorana.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 4:6
17 Rohy Ifampitohizana  

Fa hoalofany ao amin’ny fonenany aho amin’ny andron’ny fahoriana; hanafina ahy amin’ny fiafenana ao an-dainy Izy, hampitoetra ahy eo ambony vatolampy Izy.


dia handositra lavitra dia lavitra aho, ka honina any an’efitra any. - Selà


Izay mialoka eo ambany fiarovan’ny Avo Indrindra, miala sasatra eo amin’ny aloky ny Tsitoha.


Ny Anaran’i Iaveh dia trano avo mafy; ialofan’ny marina, sy itoerany tsy aman’ahiahy.


Inona no havaly ireo iraky ny firenena? Izao: «I Iaveh no nanorina an’i Siôna, ka mahita fialofana ao izay ory amin’ny vahoakany».


Ianao no trano mimanda ho an’ny osa, trano mimanda ho an’ny mahantra anatin’ny fahoriany, fialofana amin’ny hainandro midaindaina, fa ny fifofofon’ny mpanao jadon’ny mpanjaka dia toy ny ranonoram-baratra miantonta amin’ny ampiantany.


I Iaveh hampiriadriatra ny feony miezinezina, ary hampiseho ny fiantèfan’ny sandriny, amin’ny firehitry ny hatezerany aman-delafo mandevona; amin’ny tafio-drivotra aman-dranonoram-baratra sy vato havandra.


Indro misy mpanjaka hanjaka araka ny rariny; ary ny mpifehy hitondra araka ny hitsiny.


Ka izy ireo dia samy ho fiarovana amin’ny rivotra; ho fialofana amin’ny ranonoram-baratra; tahaka ny ranovelona amin’ny tany karankaina; tahaka ny alo-batolampy eo amin’ny tany foana.


Dia ho fitoerana masina Izy, nefa koa ho vato fanafintohinana sy ho vatolampy mahasolafaka ho an’ny firenena roa amin’i Israely, ho fandrika aman-tonta ho an’ny mponina eny Jerosalema.


Koa lazao amin’ireto hoe: Izao no lazain’i Iaveh Tompo: Eny, nalefako lavitra any amin’ny firenena ireny, naeliko any amin’ny tany hafa izy; nefa Izaho no ho fitoerana masina ho azy ireo, any amin’ny tany nalehany, mandritra ny fotoana vitsivitsy.


Ny finoana no nandrafetan’i Nôe ny sambo fiara hamonjena ny fianakaviany, fa natahotra izy nony efa nilazan’Andriamanitra ny zavatra mbola tsy hita; ary izany no nanamelohany an’izao tontolo izao sy nahatongavany ho mpandova ny fahamarinana izay azo amin’ny finoana.


mba ho zavatra roa tsy manam-piovana sy tsy hain’Andriamanitra amitahana antsika no hahazoantsika fanalana alahelo mahery; fa efa mihazakazaka isika hihazona ny fanantenana natolotra antsika.


Tsy ho noana na hangetaheta intsony ireo, ary tsy hampaninona azy na hainandro na zava-mandoro hafa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra