Isaia 32:7 - Baiboly Katolika7 Ny fiadanan’ny mpamitaka dia enti-mamadika, mamoron-tsain-dratsy izy io, hamerezany amin’ny lainga ny olona iva toerana, ary ny mahantra koa, na dia izay milaza zavatra ara-drariny aza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Ratsy ny hafetsen’ny mpanambaka; manao teti-dratsy izy hanimbany ny ory amin’ny teny lainga na dia manana ny rariny aza ny mahantra; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Ny fangoloka kosa manana fitaovana ratsy, mamorona teti-dratsy hamelezana ny malahelo amin’ny filazana zavatra hosoka rehefa mitaky ny hitsiny ny mahantra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Ny fangoloka kosa manana fitaovana ratsy, mamorona teti-dratsy hamelezana ny malahelo amin’ny filazana zavatra hosoka rehefa mitaky ny hitsiny ny mahantra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary ratsy ny hafetsen’ ny mpifetsy; Mamoron-tsain-dratsy izy hanimbany ny ory amin’ny teny lainga, Na dia miteny manan-drariny aza ny malahelo; Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary ratsy ny hafetsen'ny mpifetsy; Mamoron-tsain-dratsy izy hanimbany ny ory amin'ny teny lainga, na dia miteny manan-drariny aza ny malahelo; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Ratsy ny hafetsen’ny mpanambaka; manao teti-dratsy izy hanimbany ny ory amin’ny teny lainga na dia manana ny rariny aza ny mahantra; Jereo ny toko |