Isaia 28:23 - Baiboly Katolika23 Mampandria sofina, ka mandrenesa ny feoko, mihainoa tsara ka mandrenesa ny feoko: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Atongilano ny sofinareo ka henoy ny feoko! Tandremo ka mihainoa ny teniko! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 Koa manongilàna sofina hihaino tsara ahy, ary tandremo izay lazaiko aminareo: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Koa manongilàna sofina hihaino tsara ahy, ary tandremo izay lazaiko aminareo: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Mihainoa hianareo, ka mandrenesa ny feoko; Mitandrema, ka mandrenesa ny teniko. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Mihainoa ianareo, ka mandrenesa ny feoko; Mitandrema, ka mandrenesa ny teniko. Jereo ny toko |