Isaia 14:10 - Baiboly Katolika10 Samy miteny izy rehetra, hilaza aminao hoe: ‹Ianao koa miongàna toa anay, ka indro ianao tsy misy hafa aminay!› Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Dia samy hiteny aminao izy rehetra hoe: Hay ianao koa mba osa tahaka anay, efa tonga tahaka anay ianao! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Samy hiteny izy rehetra ka hanao aminao hoe: «Ianao koa hay malemy tahaka anay, efa tonga mitovy aminay!» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Samy hiteny izy rehetra ka hanao aminao hoe: «Ianao koa hay malemy tahaka anay, efa tonga mitovy aminay!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Izy rehetra samy hiteny aminao hoe: Hay! hianao koa mba efa osa tahaka anay! Efa tonga tahaka anay hianao! Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Izy rehetra samy hiteny aminao hoe: Hay! ianao koa mba efa osa tahaka anay! Efa tonga tahaka anay ianao! Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Dia samy hiteny aminao izy rehetra hoe: Hay ianao koa mba osa tahaka anay, efa tonga tahaka anay ianao! Jereo ny toko |