Isaia 14:11 - Baiboly Katolika11 Nivarina amin’ny Seoly ny reharehanao, mbamin’ny feom-balihanao. Voalafika kankana ianao, ary olitra no irakofanao! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Navarina ho atỳ amin’ny fitoeran’ny maty ny tabiha sy reharehanao mbamin’ny feon’ny valihanao; kankana no ilafihanao, ary olitra no mandrakotra anao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Atỳ amin’ny fonenan’ny maty atỳ no navarina ny fireharehànao niaraka tamin’ny feom-balihanao. Kankana no ho kidoronao ary olitra no ho firakotrao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Atỳ amin’ny fonenan’ny maty atỳ no navarina ny fireharehànao niaraka tamin’ny feom-balihanao. Kankana no ho kidoronao ary olitra no ho firakotrao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Efa navarina ho etỳ amin’ny fiainan-tsi-hita ny tabihanao Mbamin’ny feon’ny valihanao; Kankana no ilafihanao, Ary olitra no mandrakotra anao. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Efa navarina ho etỳ amin'ny fiainan-tsi-hita ny tabihanao mbamin'ny feon'ny valihanao; Kankana no ilafihanao, ary olitra no mandrakotra anao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Navarina ho atỳ amin’ny fitoeran’ny maty ny tabiha sy reharehanao mbamin’ny feon’ny valihanao; kankana no ilafihanao, ary olitra no mandrakotra anao. Jereo ny toko |