Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Isaia 14:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Samy hiteny izy rehetra ka hanao aminao hoe: «Ianao koa hay malemy tahaka anay, efa tonga mitovy aminay!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Dia samy hiteny aminao izy rehetra hoe: Hay ianao koa mba osa tahaka anay, efa tonga tahaka anay ianao!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Samy hiteny izy rehetra ka hanao aminao hoe: «Ianao koa hay malemy tahaka anay, efa tonga mitovy aminay!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Samy miteny izy rehetra, hilaza aminao hoe: ‹Ianao koa miongàna toa anay, ka indro ianao tsy misy hafa aminay!›

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Izy rehetra samy hiteny aminao hoe: Hay! hianao koa mba efa osa tahaka anay! Efa tonga tahaka anay hianao!

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Izy rehetra samy hiteny aminao hoe: Hay! ianao koa mba efa osa tahaka anay! Efa tonga tahaka anay ianao!

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 14:10
7 Rohy Ifampitohizana  

Kanjo lasa tafaray amin’ny razany izy, tsy hahita hazavana na oviana na oviana.


Ny zava-drehetra mitranga dia hadino amin’ny andro manaraka. Maty toy ny adala koa ny hendry, ary na ny andaniny na ny ankilany dia samy tsy hisy hahatsiaro. Fa ahoana izany?


Hampidiniko any an-davaka misy ireo maty hatrizay ianao. Hamponeniko any ambanin’ny tany tahaka ireo sisan-drava fahagola ianao miaraka amin’ireo maty talohanao. Tsy ho afa-miakatra intsony ianao, ary tsy hanan-toerana eo amin’ny tanin’ny velona intsony.


Any amin’ny toeran’ny maty ireo mpiady maherifo sy ireo mpanampy an’i Ejipta taloha dia hihorakoraka hoe: ‹Midina hiampatra miaraka amintsika atỳ koa ireo tsy voafora maty an’ady ireo!›


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra