Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hosea 12:15 - Baiboly Katolika

15 Nanantsy mafy ny fahatezeran’Andriamanitra i Efraima, ka havelany hitsingerina aminy ny rany, ary hovalian’ny Tompo izy noho ny fanalam-baraka nataony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Nanao izay nahasosotra sy nahatezitra i Efraima, ka havelan’ny Tompony ho eo aminy ny rany ary hatsingeriny aminy ny vava ratsy nataony.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Nampalahelo mafy an’Andriamanitra i Efraîma ka dia hailiky ny Tompony hianjady aminy ny vokatry ny ra nalatsany, ary hatsingeriny hanody azy ny fanevatevana nataony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Nampalahelo mafy an’Andriamanitra i Efraîma ka dia hailiky ny Tompony hianjady aminy ny vokatry ny ra nalatsany, ary hatsingeriny hanody azy ny fanevatevana nataony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Nanao izay nahatezitra indrindra Efraima, Ka dia havelan’ny Tompony ho eo aminy ny rany, Ary hatsingeriny aminy ny vava ratsy nataony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Nanao izay nahasosotra sy nahatezitra i Efraima, ka havelan’ny Tompony ho eo aminy ny rany ary hatsingeriny aminy ny vava ratsy nataony.

Jereo ny toko dika mitovy




Hosea 12:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra