Hebreo 8:7 - Baiboly Katolika7 Eny tokoa, satria raha tsy nisy tsininy ny fanekena voalohany, dia tsy nisy antony hanoloan’ny faharoa azy akory. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany dia tsy mba nilaina hotadiavina ny fanekena faharoa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Raha tsy nanan-tsiny tokoa ilay Fanekempihavanana voalohany, dia tsy nilaina hisy faharoa hisolo azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Raha tsy nanan-tsiny tokoa ilay Fanekempihavanana voalohany, dia tsy nilaina hisy faharoa hisolo azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an’ny faharoa. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an'ny faharoa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany dia tsy mba nilaina hotadiavina ny fanekena faharoa. Jereo ny toko |