Hebreo 8:6 - Baiboly Katolika6 Fa ny Azy kosa dia fandraharahana ambony lavitra kokoa sy miankina amin’ny fampanantenana ambony kokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Fa ankehitriny dia fanompoana ambony lavitra noho ny an’ireny ny Azy, dia araka ny nanaovana Azy ho mpanalalana amin’ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin’ny teny fikasana tsara lavitra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Fa ankehitriny i Jesoa dia nanankinana fanompoam-pivavahana tsara lavitra noho ny an’ireo mpisorona ireo, satria Izy no mpanalalana amin’ny Fanekempihavanana tsara lavitra izay miorina amin’ny fampanantenana tsara lavitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Fa ankehitriny i Jesoa dia nanankinana fanompoam-pivavahana tsara lavitra noho ny an’ireo mpisorona ireo, satria Izy no mpanalalana amin’ny Fanekempihavanana tsara lavitra izay miorina amin’ny fampanantenana tsara lavitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Fa ankehitriny efa mahazo fanompoam-pivavahana tsara noho ny an’ireny Izy, dia araka ny nanaovana Azy ho Mpanalalana amin’ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin’ny teny fikasana tsara lavitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Fa ankehitriny efa mahazo fanompoam-pivavahana tsara noho ny an'ireny Izy, dia araka ny nanaovana Azy ho Mpanalalana amin'ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin'ny teny fikasana tsara lavitra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Fa ankehitriny dia fanompoana ambony lavitra noho ny an’ireny ny Azy, dia araka ny nanaovana Azy ho mpanalalana amin’ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin’ny teny fikasana tsara lavitra. Jereo ny toko |