Hebreo 6:3 - Baiboly Katolika3 Izany tokoa no hataontsika raha avelan’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Izany no hataontsika raha avelan’Andriamanitra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Fa ny mandroso amin’ny fampianarana sahaza ny olon-dehibe, izany no hataontsika raha avelan’Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Fa ny mandroso amin’ny fampianarana sahaza ny olon-dehibe, izany no hataontsika raha avelan’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary izany no hataontsika, raha avelan’Andriamanitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary izany no hataontsika, raha avelan'Andriamanitra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Izany no hataontsika raha avelan’Andriamanitra. Jereo ny toko |