Hebreo 6:2 - Baiboly Katolika2 ny fianarana ny batemy samihafa sy ny fametrahan-tanana, ny fitsanganana avy any amin’ny maty, ny fitsarana mandrakizay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 ary fampianarana ny amin’ny batisa sy ny fametrahan-tanana, ary ny fitsanganan’ny maty sy ny fitsarana mandrakizay. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 ny fampianarana momba ny batisa samihafa sy ny fametrahan-tanana ary momba ny fitsanganan’ny maty ho velona sy ny fitsarana mandrakizay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 ny fampianarana momba ny batisa samihafa sy ny fametrahan-tanana ary momba ny fitsanganan’ny maty ho velona sy ny fitsarana mandrakizay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 ary fampianarana ny amin’ny fisasana maro sy ny fametrahan-tànana, ary ny fitsanganan’ny maty sy ny fitsarana mandrakizay. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 ary fampianarana ny amin'ny fisasana maro sy ny fametrahan-tanana, ary ny fitsanganan'ny maty sy ny fitsarana mandrakizay. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 ary fampianarana ny amin’ny batisa sy ny fametrahan-tanana, ary ny fitsanganan’ny maty sy ny fitsarana mandrakizay. Jereo ny toko |