Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Hebreo 6:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Fa ny mandroso amin’ny fampianarana sahaza ny olon-dehibe, izany no hataontsika raha avelan’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Izany no hataontsika raha avelan’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Fa ny mandroso amin’ny fampianarana sahaza ny olon-dehibe, izany no hataontsika raha avelan’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Izany tokoa no hataontsika raha avelan’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary izany no hataontsika, raha avelan’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary izany no hataontsika, raha avelan'Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy




Hebreo 6:3
6 Rohy Ifampitohizana  

fa nanao veloma azy sady niteny hoe: –Raha sitrapon’Andriamanitra, dia mbola hiverina atỳ aminareo aho. Ary dia niondrana an-tsambo niala tao Efeso i Paoly.


Ary dia ho faly tonga atỳ aminareo aho, raha sitrak’Andriamanitra izany, ka hiala sasatra eo afovoanareo.


Fa tsy mikasa hitsidika anareo mandalo fotsiny aho, satria manantena hitoetra eo aminareo fotoana maharitraritra raha sitrapon’ny Tompo.


Kanefa ho avy faingana hitsidika anareo aho, raha sitrapon’ny Tompo; ary tsy izay tenin’ireo mpirehareha no hofantariko fa izay zavatra vitany.


Ahoana kosa ny amin’ireo niverina tamin’ny toe-dratsy? Efa nohazavain’Andriamanitra indray mandeha ireo, efa nanandrana ny fanomezana avy any an-danitra ary efa nandray anjara tamin’ny Fanahy Masina,


Aleo ianareo manao hoe: «Raha sitrapon’ny Tompo ka velona aina, dia hataonay izao na izatsy»;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra