Genesisy 9:28 - Baiboly Katolika28 Mbola velona dimampolo sy telon-jato taona i Nôe taorian’ny safo- drano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Ny andro niainan’i Noa taorianan’ny safodrano dia dimampolo sy telonjato taona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Mbola velona 350 taona i Noà taorian’ny safo-drano. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Mbola velona 350 taona i Noà taorian’ny safo-drano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ary ny andro niainan’i Noa taorian’ny safo-drano dia dimam-polo amby telon-jato taona. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Ary ny andro niainan'i Noa taorian'ny safo-drano dia dimam-polo amby telon-jato taona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Ny andro niainan’i Noa taorianan’ny safodrano dia dimampolo sy telonjato taona. Jereo ny toko |