Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 9:28 - DIEM PROTESTANTA

28 Mbola velona 350 taona i Noà taorian’ny safo-drano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Ny andro niainan’i Noa taorianan’ny safodrano dia dimampolo sy telonjato taona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Mbola velona 350 taona i Noà taorian’ny safo-drano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 Mbola velona dimampolo sy telon-jato taona i Nôe taorian’ny safo- drano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ary ny andro niainan’i Noa taorian’ny safo-drano dia dimam-polo amby telon-jato taona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ary ny andro niainan'i Noa taorian'ny safo-drano dia dimam-polo amby telon-jato taona.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 9:28
2 Rohy Ifampitohizana  

Hataon’Andriamanitra malalaka anie ny toeran’i Jafeta ka hanana fonenana ao amin’i Sema izy, ary aoka i Kanahàna koa ho mpanompony!


Dia maty i Noà rehefa feno 950 taona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra