Genesisy 50:7 - Baiboly Katolika7 Dia niakatra handevina an-drainy i Josefa. Niara-niakatra taminy koa ny mpanompon’i Faraôna rehetra, ny loholona tao an-tranony, ny loholona rehetra tamin’ny tany Ejipta, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Dia lasa niakatra handevina ny rainy i Josefa. Niara-niakatra taminy koa ny mpanompon’i Farao rehetra, dia ny loholona tao an-tranony sy ny loholona rehetra tany amin’ny tany Ejipta Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Dia niainga i Jôsefa handevina ny rainy; niaraka taminy ireo olona ambony tao an-dapan’ny Farao sy ny loholona rehetra tao Ejipta, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Dia niainga i Jôsefa handevina ny rainy; niaraka taminy ireo olona ambony tao an-dapan’ny Farao sy ny loholona rehetra tao Ejipta, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Dia lasa niakatra Josefa handevina ny rainy; ary niara-niakatra taminy ny mpanompon’i Farao rehetra, dia ny loholona tao an-tranony sy ny loholona rehetra tany amin’ny tany Egypta, Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Dia lasa niakatra Josefa handevina ny rainy; ary niara-niakatra taminy ny mpanompon'i Farao rehetra, dia ny loholona tao an-tranony sy ny loholona rehetra tany amin'ny tany Egypta, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Dia lasa niakatra handevina ny rainy i Josefa. Niara-niakatra taminy koa ny mpanompon’i Farao rehetra, dia ny loholona tao an-tranony sy ny loholona rehetra tany amin’ny tany Ejipta Jereo ny toko |