Genesisy 50:8 - Baiboly Katolika8 ny ankohonan’i Josefa rehetra, ny rahalahiny ary ny ankohonan-drainy. Ny ankizy madinika sy ny ondry ary ny omby ihany no sisa najanony teo amin’ny tany Gesena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 ary ny ankohonan’i Josefa rehetra sy ny rahalahiny mbamin’ny ankohonan’ny rainy; ny ankizy madinika sy ny ondriny aman’osiny ary ny ombiny ihany no navelany tao amin’ny tany Gosena. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 ny ankohonan’i Jôsefa manontolo mbamin’ireo rahalahiny ary ireo olon-kafa rehetra tao amin’ny fianakavian-drainy. Tsy nisy najanona tao amin’ny faritr’i Gôsena, afa-tsy ny ankizy sy ny biby fiompy ihany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 ny ankohonan’i Jôsefa manontolo mbamin’ireo rahalahiny ary ireo olon-kafa rehetra tao amin’ny fianakavian-drainy. Tsy nisy najanona tao amin’ny faritr’i Gôsena, afa-tsy ny ankizy sy ny biby fiompy ihany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 ary ny ankohonan’i Josefa rehetra sy ny rahalahiny ary ny ankohonan-drainy; ny ankizy madinika sy ny ondriny aman-osiny sy ny ombiny ihany no navelany tao amin’ny tany Gosena. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 ary ny ankohonan'i Josefa rehetra sy ny rahalahiny ary ny ankohonan-drainy; ny ankizy madinika sy ny ondriny aman'osiny sy ny ombiny ihany no navelany tao amin'ny tany Gosena. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 ary ny ankohonan’i Josefa rehetra sy ny rahalahiny mbamin’ny ankohonan’ny rainy; ny ankizy madinika sy ny ondriny aman’osiny ary ny ombiny ihany no navelany tao amin’ny tany Gosena. Jereo ny toko |