Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 46:33 - Baiboly Katolika

33 Koa raha antsoin’i Faraôna ianareo, sy anontaniany hoe: ‹Inona no raharahanareo?›

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Koa raha miantso anareo i Farao ka miteny hoe: Inona no raharaha fanaonareo,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

33 Koa rehefa mampiantso anareo ny Farao ka manontany hoe: «Inona no raharahanareo?»,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Koa rehefa mampiantso anareo ny Farao ka manontany hoe: «Inona no raharahanareo?»,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Ary raha hiantso anareo Farao ka hanao hoe: Inona no raharaha fanaonareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Ary raha hiantso anareo Farao ka hanao hoe : Inona no raharaha fanaonareo?

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 46:33
3 Rohy Ifampitohizana  

Olona mpiandry ondry izy ireo, fa biby fiompy no fananany, ary efa nentiny avokoa ny ondry sy ny ombiny ary ny fananany rehetra.›


Izay izy ireo nanao taminy hoe: «Lazao aminay re, izay mahatonga izao loza izao amintsika! Inona no raharahanao; avy aiza ianao; aiza no taninao; ary inona no firenenao?»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra