Genesisy 40:15 - Baiboly Katolika15 Fa an-keriny no nangalana ahy tany amin’ny Hebrio; ary eto aho tsy nanao na inona na inona tokony handatsahana ahy amin’ity tranomaizina ity.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Fa nangalarina avy tany amin’ny tanin’ny Hebreo aho, nefa ange tsy nanao na inona na inona izay tokony ho nametrahana ahy ato amin’ity lavaka ity. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Fa an-keriny no nitondrana ahy avy tany amin’ny tanin’ny Hebreo; ary teto koa dia tsy nanao na inona na inona akory aho, nefa natao an-tranomaizina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Fa an-keriny no nitondrana ahy avy tany amin’ny tanin’ny Hebreo; ary teto koa dia tsy nanao na inona na inona akory aho, nefa natao an-tranomaizina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 fa nangalarina mihitsy avy tany amin’ny tanin’ny Hebreo aho, ary atỳ koa tsy mba nanao izay tokony ho nanaovany ahy eto amin’ity lavaka ity aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 fa nangalarina mihitsy avy tany amin'ny tanin'ny Hebreo aho, ary atỳ koa tsy mba nanao izay tokony ho nanaovany ahy eto amin'ity lavaka ity aho,. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Fa nangalarina avy tany amin’ny tanin’ny Hebreo aho, nefa ange tsy nanao na inona na inona izay tokony ho nametrahana ahy ato amin’ity lavaka ity. Jereo ny toko |